|
|
|
|

Entry (1/3) 1  maneno
Root  2 neno
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamoaka feo mikarantsana (fiteny indrindra amin' ny zavamaneno tendrena na pehina na tsofina): Maneno mafy ny lakolosy fa fety ny andro ~ Henonao ve izany bingona maneno izany?
9 Mihirahira (vorona): Raha vao maraina, dia heno maneno any anaty hazo any ny voronkely
10 Enti-milaza ny feom-biby madinika: Efa naneno ny sahona
11 Miteniteny mafy mikarantsana, mipentsompentsona, mivatsavatsa: Loza izany raha vehivavy; maneno ao izy no nilaozako
12 Lafo be: Maneno izany vidin' itỳ vatosoa itỳ izany... [1.1]
Explanations in English  13 To sound [1.2, 1.7]
14 To crow, to sing, to chirp, to ring. [1.2]
15 To ring out [1.7]
Explanations in French  16 Sonner, retentir [1.3, 1.8]
17 Produire un son, résonner, crier, chanter, braire [1.3]
Examples  18  Ireny no maneno sahala amin' ny lakolosy am-bovonana ka manome laza hafahafa tsy sitrany. [2.470#78]
Vocabulary  19  Sound
Combinations  20  11 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word maneno
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Entry (2/3) 22  mañeno
Root  23 eno
Part of speech  24  active verb
Explanations in Malagasy  25 [Antesaka+Sihanaka] maneno [1.78]

Entry (3/3) 26  maneno
Part of speech  27  active verb
Explanations in Malagasy  28 [Antesaka] mampiempo (tenoy) [1.78]

Anagrams  mañeno, maneno, 29 manone, 30 menona, 31 monèna

Updated on 2026/08/19