|
|
|
|

Entry 1  manenjika
Root  2 enjika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manaraka: Sasatra aho ka nanenjika an-dry zalahy moramora avy aoriana
9 Mihazakazaka avy aorian' ny olona iray ka manao izay hahatratrarana azy: Nanenjika ny zanakao aho mba hohafarako
10 Manaraka hatrany: Loza Ramatoa iny raha hanenji-damaody
11 Mihaza: Lasa nanenjika lolo any an-tsaha any izy
12 Mamely an-kolaka na mivantana izay tsy azoazo: Tsy fantatro izay anenjehan' ny lehibeko ahy, nefa tsy misy ratsy nataoko
13 Mampijalijaly olona, izay trandrahina hatraiza hatraiza: Nanenjika ny kristianina Ranavalona reniny. [1.1]
Explanations in English  14 to pursue; to persecute [1.7]
Explanations in French  15 poursuivre; persécuter [1.8]
Examples  16  Toa tsy maika, tsy manenjika fotoana, [2.576#1]
Combinations  17  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manenjika
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Anagrams  manenjika, 19 maninjake

Updated on 2026/04/21