|
|
|
|

Entry 1  manempotra
Root  2 sempotra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mahatonga ho tsy avy miaina noho ny tsy fisian' ny rivotra, na ny hafanana, na ny fibosesiky ny rivotra be loatra: Vonoy izao afon-kitay lena izao fa manempotra
9 Mandentika ao anaty fahasahiranana: Mbola manempotra mafy ny fanjakana izao ny fampijoroana ny fokonolona [1.1]

Anagrams  manempotra, 10 mpanemotra

Updated on 2026/04/20