|
|
|
|

Entry 1  manelingelina
Root  2 helingelina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mahasosotra, manorisory amin' ny fivezivezena manerantserana ny tena, misalovandovana: Manelingelina ahy ireo zaza ireo
9 Mampihahakaha-kevitra; mahatonga ny saina tsy hitombina: Manelingelina ahy izany feon-dakolosy izany [1.1]
Explanations in English  10 to disturb one by frequent interruptions. [1.2]
11 to distract, to bother [1.7]
Explanations in French  12 gêner, importuner, distraire, ennuyer [1.8]
Examples  13  Fady ny manelingelina namana eny am-pandehanana, ny maka aina na manatsotra andilana. [2.472#67]
14  manelingelina anao aho? [2.583#4]

Updated on 2026/04/20