|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mandroboka
Root  2 roboka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandentika, manatsoboka, manasaika, manasòka, ao anaty rano: Tsy mahay mandroboka landy ao anaty rano-nato aho [1.1]
Explanations in English  9 to plunge something into water, etc [1.7]
Explanations in French  10 plonger dans [1.3]
11 plonger dans l'eau, flotter [1.8]
Analogs  12  manasaika, 13  manasoka, 14  manatsoboka, 15  mandentika, 16  manitrika, 17  manoboka, 18  mitaona
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 20  mandroboka
Root  21 roboka
Part of speech  22  active verb
Morphology 
23  Present :
24  Past :
25  Future :
26  Imperative :
Explanations in Malagasy  27 [Antambahoaka] mampirisika [1.78]
28 Mambosy, mitaona, manambitamby hanao zavatra: Ianao ve, ry Dadatoa, no handroboka ahy hanao zavatra toy izany? [1.1]
Explanations in French  29 cajoler, séduire [1.3]
30 séduire [1.8]

Updated on 2026/04/22