|
|
|
|

Entry 1  mandritsoka
Root  2 ritsoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miteny mibitsibitsika amin' olona
9 Manoro malemilemy: Nisy nandritsoka izany hevitra izany an' itỳ zaza itỳ fa tsy hahita izany irery akory izy [1.1]

Updated on 2026/04/20