|
|
|
|

Entry 1  mandrisika
Root  2 risika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mampahazoto, mitarika, mitaona, manome zotom-po sy havitrihana: Mahay mandrisika ny mpiasany izy
9 Mahatonga hazoto mampirisika: Mandrisika ny mpianatra ny valisoa [1.1]
10 manao izay hifohazan'ny taova iray [1.13]
Explanations in French  11 exciter [1.13]
Examples  12  Ny fitazanana ireo zaza amam-behivavy avy andrefana sy atsinanana no mahalava ny masony sy mandrisika ny fony [2.470#123]

Updated on 2026/04/20