|
|
|
|

Entry 1  mandreraka
Root  2 reraka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamizana mafy, izaitsizy: Mandreraka ny dia lavitra
9 Mahosa, mampahosa, mankalemy: Ny aretina no nandreraka azy
10 Manakivy: Aza mandrera-tena ambony ihany amin' ny fiheverana izay mety hanjo [1.1]
Explanations in English  11 to make tired, to exhaust [1.7]
Explanations in French  12 épuiser, affaiblir; abattre ses ailes, se dit des oiseaux ; fig. ruiner, décourager [1.3]
13 épuiser, affaiblir [1.8]
Examples  14  - mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117#52]
15  Ny manaintaina isan-karazany moa tsy maintsy atsahatra izany, fa na izany ihany aza dia efa mandreraka. [2.4#36]

Anagrams  16 mandrarake, mandreraka

Updated on 2026/04/20