|
|
|
|

Entry 1  mandrefy
Root  2 refy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mijery misy refy firy ny halavan' ny zavatra iray
9 Mamantatra ny halavan' ny zavatra iray. [1.1]
Examples  10  Manontany tena ihany aho indraindray raha hahavita mandrefy ny elanelana misy amin' ireo isika. [1.369#]
11  Tokony ny dokotera na mpiasan'ny fahasalamana izay afaka mandrefy ny fihenjanan'ny maso tsindraindray no manome ny fatrany. [2.424#]
Combinations  12  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandrefy
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21