|
|
|
|

Entry 1  mandray
Root  2 ray
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mikasika amin' ny tanana: Nandray baolina ilay mpilalao ka notsofin' ny mpitsara ny kiririoka
9 Mananty: Mandray fanomezana
10 Mitsena sy mampiantrano: Teo an-kianjy no nandray ny filohan' ny Nosy ny vahoaka
11 Mitokana: Nandray ny mpitandrina tamim-pomba lehibe ny fiangonana
12 Manaiky ho isan' ny...: Nandray azy ho mpikambana ao aminy ny Akademia
13 Mahazo: Nandray soa be taminy ianao ka mahaiza mankasitraka ~ Vao avy nandray vola izy
14 Miraikitra: Tsy mandray tsara itý loko itý izany [1.1]
Explanations in English  15 to receive [1.2, 1.7]
16 to accept [1.2]
17 to take [1.7]
Explanations in French  18 recevoir, prendre, accepter [1.8]
Combinations  19  15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandray
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Anagrams  mandray, 21 mandria, 22 miandra

Updated on 2026/04/21