|
|
|
|

Entry 1  mandrafitra
Root  2 rafitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manamboatra zavatra amin' ny hazo izay vankonina, ampiadina...; miasa hazo...: Tsy mbola mahay mandrafitra izy
9 Manorina: Rakoto no nandrafitra ilay tetezana atsy atsimo atsy
10 Manao, mamorona: Mahay mandrafitra lakana tsara ianao izany
11 Mandahatra, mampiady: Mahay mandrafitra vato voapaika aoka izany izy [1.1]
Explanations in English  12 to do carpenter's, mason's, or bricklayer's work. Mostly used of carpenter's work. [1.2]
13 to construct; to do carpenter work [1.7]
Explanations in French  14 construire, ajuster le bois [1.8]
Examples  15  Io fitotonganana io dia ho hita manerana ny singa mandrafitra azy rehetra. [1.384#]
Combinations  16  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandrafitra
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  mandrafitra, 18 mandrifatra

Updated on 2026/04/21