|
|
|
|

Entry 1  mandohalika
Root  2 lohalika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mampijoro ny tena eo ambonin' ny ampelan-dohalika, ny ranjo amin' izany miforitra ka mitsotra any aoriana [1.1]
Explanations in English  9 to kneel [1.7]
Explanations in French  10 s'agenouiller [1.8]
Examples  11  Isaky ny nanolotra ny anjara asa vitany ny tsirairay, dia nitety ilay roa metatra vitany, tsy mitsangana fa mandohalika ao anaty rano. [2.472#188]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 mandakolahy, mandohalika, 14 mandokalahy

Updated on 2026/04/21