Entry | 1 mandoaka (loaka) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Manao lavaka, manao loaka: Nisy nandoaka ny rindriny [1.1] |
Explanations in English |
4 To make a hole through [1.7] |
Explanations in French |
5 Percer un trou, trouer [1.8] |
Examples |
6 Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby. [2.857#] |
Morphology |
|
Analogs | 11 Mandavaka, mangirika, manatangirika |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mandoaka |
Anagrams | 14 manadoka, mandaoka, mandoaka |
Updated on 2023/05/31 |