|
|
|
|

Entry 1  mandiso
Root  2 diso
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mahatonga hanao fahadisoana: Ny fitabataban' ireo ankizy ireo no nandiso ny marika nataoko
9 Mahatonga ho tsy mahatratra (fotoana), mahatonga ho tsy mana-tanteraka (fanantenana): Nandiso fanantenana azy ilay zanany [1.1]
Explanations in English  10 to err, to transgress, to offend, to miss, to cause to err, to lead into error [1.2]
11 to deceive, to mislead; to make something wrong [1.7]
Explanations in French  12 tromper; induire en erreur [1.8]
Examples  13  Ny hazakazaky ny sambo atosiky ny rivo-mahery mandiso ny fanombatombanana rehetra. [2.471#71]

Anagrams  mandiso, 14 sominda

Updated on 2026/04/20