|
|
|
|

Entry 1  mandimby
Root  2 dimby
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitana ny toerana ka manohy ny asan' ny teo aloha ary mamelomaso azy: Ny zanaka lahimatoa no mazàna mandimby an-drainy
9 Manolo, avy eo aoriana: Ny alina mandimby ny andro [1.1]
Explanations in English  10 to succeed [1.2, 1.7]
11 to substitute, to take the place of [1.2]
12 to replace [1.7]
Explanations in French  13 remplacer, succéder à [1.8]
Examples  14  ovan'ny taranako hatramin'ny taranaka fara mandimby. [2.588#]
15  Koa dia hianareo roalahy no mandimby ahy arak' izany. [1.436#]
Combinations  16  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandimby
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21