|
|
|
|

Entry 1  mandena
Root  2 lena
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manisy rano, manamando [1.1]
Explanations in English  9 to wet, to moisten [1.7]
Explanations in French  10 mouiller, humecter [1.8]
Examples  11  Fantany fa ory dia ory ny endrik' io olona io ary misy ranomaso manorika mangina mandena ny takolany. [2.5#]
12  tsy mba manan-tao-maharatsy, na tapak' andro akory aza, ary tsy mba mandena maina andro, fa raha tsy efa lefy ny andro, tsy mba mivoaka; [2.857#]

Anagrams  13 mandane, mandena, 14 manendà, manenda

Updated on 2026/08/13