|
|
|
|

Entry 1  mandatsaka
Root  2 latsaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mametaka ary mandahatra sy mandrafitra: Mahay mandatsaka biriky tsara Rakoto
9 Mampirotsaka: Efa mahay mandatsaka orana ankehitriny ny olo-mahay
10 Mampiditra... ho tonga, hiana-draharaha: Mandatsaka ny zanany ho mpanefy firavaka izy
11 Mampihena: Tsy afaka mandatsaka ny vidin' ny tranoko aho
12 Mandetsy
13 Manatody: Vao avy nandatsaka Ikalamainty iny voahitsaky ny fiarakodia iny. [1.1]
Explanations in English  14 to lay down, to put down, to let fall, to put in
15 fig. to flatter, to coax, to blandish, to wheedle, to impose on [1.2]
16 to cast down; to put down, to lay in place [1.7]
Explanations in French  17 faire tomber; poser des briques, etc; enrôler [1.8]
Examples  18  Ny atsy, vara-mipoaka mandatsaka aina [1.300#]
19  Ary latsadrakitra, dia nosoratana ny mandatsaka ariary noho miakatra. [2.59#]
Combinations  20  8 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandatsaka
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21