|
|
|
|

Entry 1  manazatra
Root  2 zatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao izay hahatonga olona na biby ho zatra, tamana manao (zavatra): Adidinao ny manazatra ny zanakao handresy ny tahotra [1.1]
Explanations in English  9 to make accustomed to; to train [1.7]
Explanations in French  10 accoutumer [1.3#869, 1.8]
11 habituer, apprivoiser [1.3#869]
12 entraîner [1.8]
Examples  13  Raha manazatra ny mahantra hanamavo ny mpanana isika, dia manova ny tompo ary mamorona andevo vaovao. [1.369#]
Synonyms  14 mankazatra
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manazatra

Updated on 2026/04/22