| Entry | 1 manavao |
| Root | 2 vao |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manolo hafa: Manavao mpiasa, hono, io tranombarotra io
9 Manamboatra ho tonga tahaka ny vaovao: Nahay izay nanavao ity trano itỳ 10 Mamerina indray: Tsy nety nanavao ilay fanekena intsony Rakoto 11 Mampikaviavia (...) satria voalohany: Manavao ahy ny mampianatra [1.1] |
| Examples |
12 Ankehitriny ny Fiangonana dia manavao ny fiarovany ny fianakaviana.
[1.369#]
13 Izaho no manavao tany kely angaha, tamin' ny hatsiaka, ka somary seriserena kely teo ho eo. [2.332#] |
| Anagrams | 14 manaova, manavao, 15 manoava, 16 mavoana |
| Updated on 2026/04/20 |
|