|
|
|
|

Entry 1  manatsaho
Root  2 tsaho
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Milaza ka mampiely vaovao tsy mbola azo antoka ny fahamarinany: Misy manatsaho fa fantatra ka hosamborina ilay nanapoaka ny korontana [1.1]

Updated on 2026/04/20