|
|
|
|

Entry 1  manasazy
Root  2 sazy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manome sazy (na vola izany na zavatra mampangirifiry ny vatana, na fitanana am-ponja) [1.1]
Explanations in English  9 to impose a fine on, to punish [1.7]
Explanations in French  10 punir d'une amende, punir [1.8]
Examples  11  na inona na inona no fanahy nataonareo, Ranavalomanjaka tsy manasazy anareo, tsy manangona ny fanana-nareo, fa izay harenareo rehetra ento mody any amin' ny taninareo. [2.366#]

Updated on 2026/04/20