| Entry | 1 manasa tanana amin' izay aho |
| Elementary words | 2 manasa, 3 tanana, 4 amy, 5 izay, 6 aho |
| Part of speech | 7 locution |
| Explanations in Malagasy |
8 tsy mandray anjara amin' izany aho ka miala amin' izay mety ho vokany.
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|