|
|
|
|

Entry 1  manasaraka
Root  2 saraka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamaritra ny fisarahana: Ity renirano ity no manasaraka ny Fivondronana anankiroa
9 Mampihataka mba tsy hifamely intsony: Ny mpampianatra no nanasaraka ireo mpianatra roa lahy niady [1.1]
Explanations in French  10 décomposer, désaccoupler [1.13]

Updated on 2026/04/20