|
|
|
|

Entry 1  manasakaiza
Root  2 sakaiza
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Maka ho sakaiza: Manakaiza vahiny, mbola tia ka ilaozany
8 enti-milaza fifankatiavana amin' olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fotsiny ) [1.1]
Synonyms  9 manakaiza
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22