|
|
|
|

Entry1  manary zaza
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [1.1]
Explanations in English  4  To disown (a child) [1.2, 1.7]
Explanations in French  5  Déshériter un enfant [1.8]
Synonyms  6  manalan-jaza
Elementary words  7  manary, zaza

Updated on 2023/06/06