|
|
|
|

Entry1  manary dia
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Manao izay tsy hifantohan' ny saina aman' eritreritra amin' ny zavatra iray; manao izay tsy hieritreretana zavatra iray manahirana na manorisory ny saina [1.1]
Explanations in English  4  To diverge from, to divert attention from. See ary dia [1.2]
5  To distract someone's attention [1.7]
Explanations in French  6  Distraire, détourner l'attention [1.8]
Elementary words  7  manary, dia

Updated on 2023/04/16