|
|
|
|

Entry 1  manararaotra
Root  2 hararaotra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitombo mihalehibe, mihamafy: Hanararaotra io ferinao io ka tsaboy haingana
9 Mampiasa ny fahavoazan' ny sasany mba hanampiana trotraka izany: Aza manararaotra ny halemen' ny sasany mba hitarihana azy amin' ny ratsy
10 Mamonjy mitady tombony haingana raha misy zava-miseho sao tsy miverina intsony io zavatra io: Manararaota ny hatanorana, rankizy, mba hiasana betsaka fa rehefa antitra tsy afaka intsony. [1.1]
Explanations in English  11 to aggravate, to add to, to take the occasion of, as when following some one else and seeing him do something or take something, to steal and lay the blame on another. [1.2]
12 to take advantage of [1.7]
Explanations in French  13 profiter de l'occasion [1.8]
Examples  14  Tsinjo miverimberina eny koa ireo arom-pefiloha vita vodivato sy voatsato-kazo, ireo tanimboly manararaotra ny tany lonaka, ireo trano bongo mitokana naorina vonjy maika ho fiandrasam-boly. [2.470#6]
Analogs  15  manao kendry tohina, 16  manao tsatoka, 17  mandray vava latsaka, 18  mively ny vy dieny mafana
Combinations  19  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manararaotra

Updated on 2026/04/22