| Entry | 1 manapoaka |
| Root | 2 poaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mampirefotra: Manapoaka tafondro
9 Mampiseho ampahibemaso, mamaky: Manapoaka vaovao lehibe [1.1] |
| Explanations in English |
10 to set off an explosion; to fire a gun
[1.7] |
| Explanations in French |
11 faire exploser; décharger un fusil
[1.8] |
| Examples |
12 Tsy hainay akory ny manapoaka basy, Kapiteny.
[2.643#]
13 Mirehaka izy, mamely tehamaina, manapoaka basy [2.472#247] 14 Na manapoaka aza ireo, mitsefotra fotsiny ny basy ary tonga rano ny bala. [2.588#] |
| Updated on 2026/04/20 |
|