|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manapika
Root  2 pika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mampipitika, mampifantsitsitra, manala: Hainy ny manapika ny vimiainan' ny famantaranandro
9 Manakombona (antsy, elo), mamono (jiromirehitra amin' ny herim-baratra): Manapika antsipika, elo ~ Iza no hanapika ny jiro amintsika roa lahy? [1.1]
Explanations in English  10 to shut or fold; to turn off [1.7]
Explanations in French  11 (peu usité) faire sauter, faire bondir, faire jaillir, faire éclater; déboîter, détacher, détendre; fermer un couteau, un parasol [1.3]
12 plier, fermer (parapluie); déclencher (appareil photo); éteindre la lumière etc [1.8]
Examples  13  hitany fa haraina eo ihany ny andro raha hotapahina moramora tsirairay toy izany ireo vakivakim-palafa ireo, dia noheveriny fa ho azo atao ny manapika azy moramora rahefa nodidina kelikely tamin' ny antsy. [2.357#]
Other spellings  14 mamika

Entry (2/2) 15  manapika
Root  16 pika
Part of speech  17  active verb
Morphology 
18  Present :
19  Past :
20  Future :
21  Imperative :
Explanations in English  22 [Provincial] to remove a calf from its mother [1.2]
Vocabulary  23  Zoology: (in general)

Anagrams  manapika, 24 manipaka, 25 mipanaka, 26 mpanaika, 27 mpianaka

Updated on 2026/04/22