| Entry | 1 manantitrantitra |
| Root | 2 antitrantitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manamafy, manizingizina: Tsy vizana ny manantitra aminareo ny maha-tsara ny asa aho
[1.1] 9 mamerimberina, manamafy [1.13] |
| Explanations in French |
10 insister
[1.13] |
| Examples |
11 Amin' ity tononkalo voalohany ity, ny mpanoratra dia manantitrantitra fa mampiavaka ny olombelona amin' ny biby ny fanantenana.
[2.314#]
12 manantitrantitra aho fa tsy nalefan' ny Fiangonana handeha fotsiny any ny olona sahirana ka tsy nomeny fitaovana enti-miady amin' ny fiainana. [1.369#] |
| Updated on 2026/04/20 |
|