|
|
|
|

Entry 1  mananky
Root  2 anky
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 mandrefy zavatra amin' ny ankibentanana [1.10#A309]
8 Mandrefy amin' ny anky: Ny felatanana sy ny rantsan-tanana no nentina nananky [1.1#589]
Examples  9  Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436#]

Anagrams  mananky, 10 mankany

Updated on 2026/02/26