|
|
|
|

Entry 1  manandratra
Root  2 sandratra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manainga ho ambony: Manandra-tanana
9 Mampanehoeho, manome laza: Izay manandra-tena dia haetry [1.1]
Explanations in English  10 to lift up : to promote to a higher position or dignity [1.7]
Explanations in French  11 soulever; promouvoir en grade ou dignité [1.8]
Examples  12  Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; [2.470#18]

Updated on 2026/04/20