|
|
|
|

Entry 1  manandevo
Root  2 andevo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitondra ohatra ny andevo [1.1]
Explanations in English  9 to enslave, to reduce to slavery, to make a slave of any one. [1.2]
10 to practice slavery, to make a slave of [1.7]
Explanations in French  11 pratiquer l'esclavage, réduire en esclavage [1.8]
12 asservir [3.1]
Examples  13  Mbola ny Papa koa no nitso-drano azy amin' ny fahazoana manandevo ny olona tsy mety ho kristiana. [2.366#]
14  Ho azy ireo, ny rafitra, ny hevitra izay manandevo, tsy manafaka fotoana maharitra na oviana na oviana. [1.369#]

Anagrams  manandevo, 15 mandevòna, mandevona

Updated on 2026/08/15