|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manameloka
Root  2 meloka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manao izay hampiforitra mamokoka [1.1]
Explanations in French  5 rendre courbe, sinueux [1.3#233]
Proverbs  6  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 7  manameloka
Root  8 meloka
Part of speech  9  active verb
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Explanations in Malagasy  14 Manasazy araka ny didim-pitsarana: Nanameloka azy higadra mandrapahafatiny ny mpitsara [1.1]
Explanations in English  15 to condemn [1.7]
Explanations in French  16 condamner [1.3#233, 1.107, 1.8]
Examples  17  Tsy azo atao ny manameloka na mankato ambony ihany. [2.296#]
18  ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324#]

Updated on 2026/04/21