| Entry | 1 manamboatra |
| Root | 2 voatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Manao, manome endrika: Manamboatra trano
8 Manomana, mikarakara: Manamboatra nahandro 9 Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay [1.1] |
| Explanations in English |
10 to arrange, to prepare; to repair
[1.7] |
| Explanations in French |
11 arranger: préparer; réparer
[1.8] |
| Examples |
12 ary manorina sy manamboatra ny trano tokony hivavahany;
[2.366#xxx]
13 Afaka manamboatra ianareo roa lahy, hoy ny navaliny anay. [2.445#] |
| Synonyms | 14 mamboatra |
| Anagrams | manamboatra, 15 manarambato |
| Updated on 2026/04/22 |
|