|
|
|
|

Entry 1  manambatambatra
Root  2 tambatambatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Tsy nahita akanjo nanaovana aho raha tsy ny ankizy' sisa teo no nanambatambatra izay fitafiany azony nomena ahy [2.643]
8  Nataonay fahazarana ny nanambatambatra ny vola kelinay, ka tsy nasiana ahy sy azy fa nividianana izay mofo mora sy be andraofana dia niara-namango izany teo ny rehetra [2.643]

Updated on 2026/04/20