|
|
|
|

Entry 1  manakosina
Root  2 kosina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandoto: Aza manakosina ny akanjonao amin' ny vovoka
9 Mampiaraka amin' ny olona tsy ampoka, fatritran' olona: Fadio ny manakosina ny zanakao amin' iny olona iny [1.1]

Anagrams  10 ankamasino, manakosina, 11 misonanaka

Updated on 2026/02/04