|
|
|
|

Entry 1  manakolikoly
Root  2 kolikoly
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manambitamby tafahoatra, manangolingoly: Izy no nanolikoly ny zarako ka nahasimba azy
9 Manome vola na zavatra tsy ara-dalàna: Tokony hosazina izay manolikoly ny mpiasam-panjakana [1.1]
Synonyms  10 manolikoly

Anagrams  manakolikoly, 11 manolikolika

Updated on 2026/04/22