|
|
|
|

Entry 1  manakivy
Root  2 kivy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao izay hahakivy, mahatonga ho kivy, ketraka, rera-po: Tsy nisy nanakivy azy velively fa izy no efa tsy tia io osa io ka nametra-pialana [1.1]
Explanations in English  9 to discourage [1.7]
Explanations in French  10 décourager [1.3, 1.8]
11 déconcerter, dégoûter [1.3]
Examples  12  Tsotra fotsiny, mino aho fa tsy zontsika ny manakivy ny olona. [1.369#]

Anagrams  manakivy, 13 mikavina, 14 mivanìka, mivanikà

Updated on 2026/08/18