|
|
|
|

Entry 1  manaketraka
Root  2 ketraka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao izay tsy hahahenjana; managedragedra: Iza no nanaketraka itỳ kofehy itỳ toy izao?
9 Mampitony, manalefaka: Manaketraka ny hozatra itỳ fanafody itỳ
10 Mandreraka: Nanaketraka azy ny raharaha betsaka nataony
11 Mahakivy, maharera-po, mampiraviravy tanana: Aoka tsy hanaketraka anao ny tsy fahombiazana [1.1]

Updated on 2026/04/20