| Entry | 1 manakaiky |
| Root | 2 akaiky |
| Part of speech | 3 active verb or adjective |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manatona eo anila: Aza manakaiky ny afo sao may
9 Manatona (arapotoana): Efa manakaiky ny iohataona 10 Mandroso mankamin' ny toerana iray: Loza fa efa manakaiky, hono, ny fahavalo 11 Manahatahaka: Manakaikikaiky kokoa ny mena noho ny fotsy ny mavokely 12 Tsy lavitra: Manakaiky ny sekoly ny tranonay [1.1] |
| Explanations in English |
13 to draw near to, to approach.
[1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
14 s'approcher de; approcher
[1.8] |
| Examples |
15 Somary nanakaiky arabe ny lalany.
[2.472#213]
|
| Other spellings | 16 manakeky |
| Updated on 2026/04/20 |
|