|
|
|
|

Entry 1  manaintaina
Root  2 taintaina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Marary mafy toa misy manombotrombotra: Manaintaina izaitsizy ilay vay lahy kely ato amin' ny vozoko ato [1.1]
8 maharary mafy toa misy manombotrombotra [1.13]
Explanations in English  9 to throb and burn (of a wound or sore) [1.7]
Explanations in French  10 produire des élancements douloureux, comme un clou, un abcès [1.3]
11 faire très mal, être douloureux; produire des élancements douloureux comme une blessure [1.8]
12 douloureux [1.13]
Examples  13  fa kely azom-pahoriana aho, ka any an-doha no manaintaina. [2.69#]
14  Misy nifiko iray manaintaina koa izany, angamba hanin' ny olitra izy izany. [2.4#]
Vocabulary  15  Health
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21