|
|
|
|

Entry 1  manaiky
Root  2 aiky
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao tsy misy fandavana, manaraka ny sitrapon' ny hafa: Manaiky ny lehibeny ny miaramila
9 Mankasitraka, mankato: Manaiky ny hevitrao aho ~ Rehefa tsy miteny, hono dia manaiky, hoy ny tandrefana
10 Mety: Tsy manaiky ny handeha izy
11 Mandray: Tsy manaiky fanatitra na inona na inona izy
12 Manome: Manaiky izay rehetra angatahin-Janany aminy Rasoa, hany ka nanjary mihanta be ny zanany
13 Mitsotra, mibaboka: Tsy nanaiky ny helony ilay voampanga [1.1]
Explanations in English  14 to assent to, to agree to, to grant, to consent, to confess, to own, to submit to, to surrender. The reduplicate is manaikinaiky. [1.2]
15 to agree; to obey; to profess a faith [1.7]
Explanations in French  16 Comme maneky [1.3#10]
17 consentir; obéir; confesser sa foi [1.8]
Examples  18  Koa ianao aza manaiky hibaby ahy [1.251#]
19  miezaka mafy tsy manaiky ho resy [2.313#]
Analogs  20  manoa
Combinations  21  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manaiky
Proverbs  22  Proverbs containing that word

Anagrams  manaiky, 23 mañiaky, 24 miakany, 25 mianaky, 26 mianika

Updated on 2026/04/22