Entry | 1 manafoana (foana) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mamafa ho toy ny tsy misy [1.64#105] |
Explanations in English |
4 To empty; to abolish, to bring out to naught [1.7] |
Explanations in French |
5 Vider; abolir, anéantir [1.8] 6 Annuler [1.64.fr#105] |
Examples |
7 Tsy afaka manafoana ny sekoly teo am-pelatanan' ny Misiona i Galliéni; [2.285#] 8 Tsy manafoana ny zava-bita izy akory fa manafoana fotsiny ny vokany eo anatrehan' ny lalàna. [4.27#] |
Morphology |
|
Updated on 2024/03/17 |