|
|
|
|

Entry 1  manadombo
Root  2 dombo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mahatonga hodombo, tsy maranitra: Ny vato no nanadombo ny antsy
9 Mahadonto: Ny hakamoana no nanadombo ny sainy
10 Mahatonga ho tsy tiam-bahoaka, mangidy hoditra: Ny fihinanam-bahoaka no nanadombo io mpitondra io [1.1]

Updated on 2026/04/20