| Entry | 1 manadio |
| Root | 2 dio |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manala loto: Manadio tanàna
9 Manala pentina: Manadio ny fanahy ny sakramenta sasany [1.1] |
| Explanations in English |
10 same as mandio and more frequently used
[1.2] |
| Explanations in French |
11 nettoyer; purifier
[1.13] |
| Examples |
12 aoly ny manadio ny lobolobo.
[2.442#]
13 Misy asidra ireo raviny ka tena manadio. [2.356#] 14 ary asaina manadio ny làlana na ny tokotanin' olona izay nolotoiny. [1.123#] |
| Other spellings | 15 mandio |
| Combinations | 16 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manadio |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/22 |
|