|
|
|
|

Entry 1  manabontsina
Root  2 bontsina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mampizihitra, manao izay hahafeno rivotra: Manabontsina kodiaram-bisikilety
8 Mamporisika hanao asa iray, mitarika, mitaona, mamoky: Tsy misy afatsy Rakoto no nanabontsina ny mpianatra himenomenona [1.1]

Updated on 2026/04/20