| Entry | 1 mampitady |
| Root | 2 tady |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Examples |
7 Ary ny asombola no mampitady ny vola:
[2.48#39]
8 I Vola moa dia efa fantatro fa mitady ahy, fa ny tsy fantatro dia ny mampitady ahy olona koa izy sa tsia. [2.4#74] |
| Updated on 2026/04/20 |
|