| Entry | 1 mampisongadina |
| Root | 2 songadina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in French |
7 mettre en relief, ou en exergue; concrétiser
[1.13] |
| Examples |
8 izany ny rafitra mampisongadina ny vahoaka entina sy ny mpitondra.
[2.445#]
9 manoritra dia manamarika no heviny, mampisongadina mazava, maneho eo anatrehan' ny be sy ny maro. [2.606#] 10 Mampisongadina tsara an'izany toe-tsaina izany ny fandrarana ny fahitalavitra Viva tsy handefa fandaharana, taorian'ny fandrarana tena tsy amin'antony koa radio na fandaharana amina radio maro tato anatin'ny taona faramparany. [4.27#] |
| Updated on 2026/04/20 |
|