|
|
|
|

Entry 1  mampirisika
Root  2 risika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 mitaona, mitarika, manaitra [1.13]
Explanations in English  8 to incite, to encourage [1.7]
Explanations in French  9 stimuler, inciter, encourager [1.8]
10 inciter, exciter [1.13]
Examples  11  Fanjakana mampirisika ny olona hiasa sady manampy azy hiasa. [2.508#]
12  mpampianatra ahy mihitsy ity no mampirisika ahy mbola hianatra! [2.356#]
Synonyms  13 mamporisika

Updated on 2026/04/22